Logo Grande Mosquée De Toulouse

Horaire Des Prières À Toulouse

Fajr الفجر
04:49
Chourouq الشروق
06:24
Dohr الظهر
11:39
Asr العصر
14:25
Maghreb المغرب
16:55
Isha العشاء
18:18
21-Rabi'ul Awwal-1443

Georges Andriamanantena (Rado) : Poésie, Foi et Culture Malgache

Georges Andriamanantena, connu sous le pseudonyme de Rado, est une figure incontournable de la littérature et de la vie spirituelle à Madagascar. Teraka tao Ambatofotsy tamin'ny 01 oktobra 1923 i Rado, ary nodimandry ny 15 septambra 2008. Mpitandrina ny rainy, Gaston Andriamanantena, ary taranaka mpitolona Menalamba ny reniny, Razafindrafara.

Parcours académique et professionnel

Olona manam-pahaizana tokoa raha i Rado satria nianatra mikasika ny "Sciences Comptables" ny tenany teto Madagasikara, ary nankany am-pita mihitsy, tany amin'ny Université de Strasbourg, nandalina mikasika ny asa fanaovan-gazety. Nanomboka ny taona 1955 ny tenany no nisehatra tamin'ny asa fanaovan-gazety, ka nanorina ny Gazety Hehy.

Il a occupé des fonctions officielles importantes : Talen'ny Foiben'ny Fanapariahana ny zava-kanto tao amin'ny Ministeran'ny fanolokoloana ny zava-kanto revolisionera izy ny taona 1977 hatramin'ny 1989. Tamin'ny taona 1988 izy no tafiditra mpikamban'ny Akademiam-pirenena Malagasy.

Engagement religieux et expression poétique

Tononkalom-panantenana sy hiram-bavaka : izany no tena hahafantarana an'i Rado. Heverina fa noho ny fitaizana azy indrindra no nahatonga azy namorona hiram-bavaka sy tononkalo manandratra avo ny fanantenana sy ny fahafahana. Ireo mpino protestanta no tena mahalala ny hiram-bavaka noforonin'i Rado, ka anisan'izany ny "N'inon'inona hitranga Jeso" sy ny "Aza avela hahalala".

Natao ho an'ny sokajin'olona rehetra nefa ny asa sorany fa tsy ho an'ireo olona vontom-pinoana kristiana ihany akory. Na tanora na efa nahazoazo taona, mahalala an'i RADO na Georges Andriamanantena avokoa raha mbola nandia sekoly.

Extraits de son œuvre spirituelle (Fihirana fanampiny FJKM)

"Aza avela hahalala / Ny antony nanaovanao / Ny hariva mamanala / Na ireo maraina vao / ... / Ny angatahako, ry Raiko! / Aoka aho hatoky Anao"

Œuvres littéraires majeures

Nanoratra boky maromaro ihany koa izy, reflétant ses émotions et sa foi. Tsara ny manamarika fa ny boky "Sedra" no tena be mpankafy indrindra. Namoy ny zanany mantsy i Rado, ka ireo alahelony sy fanantenany rehetra no naborany tao amin'ilay boky nampitondrainy ny lohateny hoe "Sedra".

Voici un aperçu de ses publications principales :

Année Titre de l'ouvrage
1973 Dinitra
1977 Andro
1989 Zo
1993 Sedra
1994 Ny teny malagasy
2002 Tsy maintsy mipoaka
2003 Voninkazo adaladala
2005 Ny fiteny roa

Héritage culturel

Ankoatra ny asa soratra, nankafy mozika sy zava-kanto isan-karazany ny tenany. Nanan-talenta tamin'ny fanaovana sary hosodoko, paikafo sy sary ambony fitaratra moa izy. Noho ny fankafizany ny teny Malagasy, nahay kabary ihany koa i Rado. Mpikambana tao amin'ny FIMPIMA izy fahavelony, ainsi que de l'Union des Poètes et des Ecrivains de Madagascar (UPEM) et de l'OMDA.

Retour À La Mosquée :
Les Mesures De Protection Sanitaire Pour Les Fidèles

La Grande Mosquée de Toulouse accueille à nouveau les fidèles pour les cinq prières quotidiennes en groupe. Nous comptons sur votre aide et votre compréhension pour préserver la santé de tous en respectant les recommandations suivantes :

  • il est déconseillé aux personnes âgées de plus de 65 ans de se rendre à la mosquée ;
  • il est déconseillé aux personnes malades de se rendre à la mosquée ;
  • chaque fidèle devra faire ses ablutions avant son arrivée à la mosquée ;
  • chaque fidèle devra porter un masque sanitaire à l'intérieur de la mosquée ;
  • chaque fidèle devra se désinfecter ses mains avant d'entrer à la mosquée ;
  • chaque fidèle devra venir avec son propre tapis de prière ;
  • chaque fidèle devra respecter scrupuleusement les gestes barrières ;
  • chaque fidèle devra respecter les distanciations physiques ;
  • il est recommandé à chaque fidèle de respecter les marquages au sol.
Lire la suite
Mosquée
Horaire Des Prières Annuelles Accéder